|
|
|
|

Teny iditra1 indray mitoraka
Singan-teny  2indray, 3mitoraka
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5indraika tsy misy fanampiny, ilazana fanaovan-javatra tokana tsy misy famerenana.
6halaviran-tany mety ho tra-toraka (eo amin' ny dimampolo metatra eo). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7once; lit.
8one throw.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9à la portée d' une pierre: à une cinquantaine de mètres au moins.. [2.415#6646]
Ohatra  10 Tapa-kevitra ny hanakifika azy tokoa izy indray mitoraka ity ka tamin' io fara-teniny io no hanehoany izany.Nisalasala sy nangataka andro ihany izy hatramin' izay, tamin' ny fangataham-panambadiana nasehon-dRavokatra azy. [2.470]
11 Indraindray izahay maharitra tapa-bolana ao Toamasina ihany, fa tamin' ity indray mitoraka ity, nisy entana maika tsy maintsy nantinay ho any Mananara [2.471]
Voambolana  12 Fotoana 13 Toerana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12